المدة الزمنية 3:50

FARAO THT - VADY ANJARA (Lyrics gasy 2021)

بواسطة Mada lyrics
2 645 مشاهدة
0
31
تم نشره في 2021/09/15

FARAO THT - VADY ANJARA (Lyrics gasy 2021) est une vidéo lyric (tononkira/parole) gasy de "Vady anjara" par Farao du groupe THT. ✔ Hira: FARAO THT - VADY ANJARA /watch/geZWjJfDMzoDW ✔ Suivez THT: ✦ Facebook : https://bit.ly/3ycxbFG ✦ Instagram : https://bit.ly/3zPMBA7 ✔ Suivez Farao: ✦ Facebook : https://bit.ly/3i0FEpz FARAO THT - VADY ANJARA (Lyrics gasy 2021) Matokisa agnao fa ny anjara hoy aho tsy mivilana e a. Izay hinoanao, dia ho hitanao izy fa ho avy e a. Ny adintsaigninao koa izany hoy aho tsy misy idirany e a. Aza manahy ianao o, ianao tsy voatery hitady e. Ny aminao efa milamigne, vady anjara fa tsy indramigne, vady tsara tsy ampoizinao, efa any e a Ho avy ny andro hiaonanao aminy e Zay vao tsapanao ny mariny e Haka ty anaranao, o ya e a REF : Vady anjara tsy tadiavina e a e Koa fa anjara tsy azo lavinao, zany e a Vady anjara tsy tadiavina e a e Koa fa anjara izy tsy maintsy azonao, ihany e Ny tianao koa mba tian ´ olo, Tsy anao araiky mahay manambitamby e a Anao nge tsy tompon-tsafidy ingahy Fa zay anjara ihany hoy aho no vady e. Ka dia izay tia mahandry e, Izay maimaika eo ihany no tratra antitra o an, Maikamaiky ny hanambady e a, Na tsy anjara aza dia miharitra o. Ny aminao efa milamigne, vady anjara fa tsy indramigne, vady tsara tsy ampoizinao, efa any e a Ho avy ny andro hiaonanao aminy e Zay vao tsapanao ny mariny e Haka ty anaranao, o ya e a REF : Vady anjara tsy tadiavina e a e Koa fa anjara tsy azo lavinao, zany e a Vady anjara tsy tadiavina e a e Koa fa anjara izy tsy maintsy azonao, ihany e 🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬 Contact: madalyrics2.0@gmail.com

الفئة

عرض المزيد

تعليقات - 1